lasa (Boboh Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa e!dia tena lasa ianao
Tsy tantinao intsony ny gidragidrako
Dila e!dila tokoa ianao
Tsy zakanao intsony ilay ditrako
ref
Fa na ho aiza ianao
Te hanalavitra ahy
Mieloelo ao an-dohanao foana foana duflwo eny aho
Hiteny irery ianao fa mbola gvrqrby hafa aho
Mbola hafa e!hafa e! Ny antsika roa
Nitady aho!nandeha nitady anao
Fa tsy ampy ampy mihitsy e!
Rehefa tsy eto ianao
Dila e!dila tononkira.serasera.org tokoa ianao
Babangoana itstika mahonena izany fiainako

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Boboh MahavanonaVangy : 357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DADIFINARITRA
Daty : 22/03/2026 06:57