Tompo Ray mahery (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hkmc Tompo Ray mahery
Miantra sy mijery
Azo toky fa mandrindra,
Ry Jesoa mpamonjy
Nivesatra nilonjy, Ianao,
Ny mafy tononkira.serasera.org indrindra
Fitiavana tsy nwjginv ritra.
Ny fasana maditra
Ny ota torotoro
Tsy afaka mankaiza.
Izahay anie mijoro
Midera anao khtyqp sakaiza

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 3173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 15:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186