Tompo Ray mahery (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bhlde Tompo Ray mahery
Miantra sy mijery
Azo toky fa mandrindra,
Ry Jesoa mpamonjy
Nivesatra nilonjy, Ianao,
Ny mafy indrindra
Fitiavana tsy ritra.
Ny fasana maditra
Ny ota tononkira.serasera.org atkzodc torotoro
Tsy afaka wdbsthk mankaiza.
Izahay anie mijoro
Midera anao sakaiza

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 3176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/03/2015 15:53
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118