Maty (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
tononkira.serasera.org Ny mpivavaka nandalo
wgynwte Dia nisaotra ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
gzcqi Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
fpxg Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
tononkira.serasera.org Ny mpivavaka nandalo
wgynwte Dia nisaotra ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
gzcqi Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
fpxg Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BessaHits : 7521
Likes : 1 Like
Created by : Lucien
Date : 30/11/2001 05:56
