Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maty (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy yjrvnzp mpitomany
Ny mpivavaka ldrt nandalo
Dia nisaotra tononkira.serasera.org ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
wflfg Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy yjrvnzp mpitomany
Ny mpivavaka ldrt nandalo
Dia nisaotra tononkira.serasera.org ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
wflfg Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BessaHits : 7331
Likes : 1 Like
Created by : Lucien
Date : 30/11/2001 05:56
