Ity tany mamintsika ity (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lazaina hoe miadana aza
Na dradraina koa qvknsszc hoe sambatra aza
Na ambara fa milamina aza
Ity tany mamintsika ity.

Mbola misy fijaliana, aia! aia! aia!
Mbola misy fahantrana, aia! aia! aia!
Mbola misavorovoro, aia! tononkira.serasera.org aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.

Ny mpitondra antsika olon-kendry,
Ny vahoaka koa olon-kendry
Raha izany re feno olon-kendry,
Ity tany mamintsika ity.

Mbola misy adala anefa, aia! aia! aia!
Mbola misy tsy ampiampy, aia! aia! aia!
Mbola misy misy kely, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.

Raha izao no mba hatao fitondra
Dia lalàna iray zwtutid ihany monja
Famaharinana yhmyv no aoka hitondra
Ity tany mamintsika ity.

Aoka anefa tsy hiteny, aia! aia! aia!
Sao atao hoe rediredy, aia! aia! aia!
Mba tsy hilaozam-bedibedy, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 6130
Likes : 0 Like
Created by : TSINGORY
Date : 31/03/2005 02:25
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013