Ity tany mamintsika ity (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lazaina hoe miadana aza
Na dradraina koa hoe sambatra aza
Na ambara fa milamina aza
Ity tany mamintsika ity.

Mbola misy fijaliana, aia! aia! aia!
Mbola misy fahantrana, aia! aia! aia!
Mbola misavorovoro, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.

Ny mpitondra antsika olon-kendry,
Ny vahoaka koa olon-kendry
Raha izany re feno olon-kendry,
Ity tany axhltxus mamintsika ity.

Mbola misy adala anefa, aia! aia! aia!
Mbola tononkira.serasera.org misy tsy ampiampy, aia! aia! aia!
Mbola misy misy kely, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.

Raha izao no mba hatao fitondra
Dia lalàna iray rxfvqubp ihany monja
Famaharinana no aoka hitondra
Ity tany mamintsika ity.

Aoka anefa tsy hiteny, aia! aia! aia!
Sao atao hoe rediredy, aia! aia! aia!
Mba tsy hilaozam-bedibedy, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika dhtgvx ity.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 6271
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TSINGORY
Date : 31/03/2005 02:25
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1838