Tsy hanginy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mba efa maro izay voatory taminareo hananatra hivavaka
Haniraka hitaona namana mba handroso hanapaka ny hevitra
Ref :
Tsy hanginy e, e, e raha tsy mamirapiratra e !
Tahaka ny famiratry ny mazava tsara, mazava tonga lafatra
2/ Nalefanao tononkira.serasera.org nyn antso, nafafinao ny teny mba hampieritreritra
Hazoana hamaly, hanolotra ny witgmlyz tena ho an’Andriamanitra
3/ Ankehitriny ny ora npsng farany mlwl azontsika mbola ieritreretana
Mamerimberina antso sao dia variana loatra tsy ho any am-paradisa soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 669
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:23