Mazotoa (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/  Ny hafatra napetraky ny Tompo e
Dia ny hanohizanao ny asa e
Ny zàra fanompoana ho tononkira.serasera.org antsika e
Fitoriana Filazantsara ho@ hafa e

REF
Mazotoa fa aza malaina
Dieny mbola avelany miaina e
Aoka hafana fo amin fanompoana n'y Tompo, izay ré no tanjona e

2/ Aza manjehy ny andro lava e
Sao de mba hanenenao e
Dieny Mbol tsy tonga ny fotoana e
Hialanao ety ambony Tany

3/ Indro atolotray anio Jesoa blhatp e
Ny fo ny saina wdph tena sy Fanahy e
Ny vola sy ny hareko aytdpmir omeko anao e
Koa raiso hanaovana ny asanao e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 754
Likes : 1 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 11/04/2024 19:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0952