EO FOANA (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo Foana Izy
Mety Hoy Ianao
Izao Foana Ve No Hiainana
Toa Tsy Misy Ho Antenaina
Tsisy Hitarainana
Mety Ho Kivy Ianao Indraindray
Satria Toa Tsy Misy Mpiahy
Manontany Tena Hoe
Aiza Izay Ray

Fa Hoy Izy Hoe: Tsy Miova Aho
Izaho No Hisahirana Aminao
RÉf:
Eo Foana Izy Eh, Hiaro Anao
Eo Foana Izy Eh, Hamindra Fo Anao
Eo Foana Izy, Hanasitrana Ny Taninao
Eo Foana Izy, Hanasitrana Anao

Tsy Hoe Tsy Nihaino Anao Izy
Na Tsy Nihevitra Ny Momba Anao
Fa Ianao Mila Manantona Azy Anio
Oh Antsoy, Dia Ho Valiany Ianao

Fa Hoy Izy Hoe: Tsy Miova Aho
Izaho No Hisahirana Aminao
RÉf:
Namako Oh, Androany Izaho Tia Hampahery Anao
Te Hilaza Aminao Fa Tsy Irery Ianao
Tena Fantany Avokoa Anie Ireo Olanao
Tsapany Avokoa Ireo Izay Manjo Anao
Eo Foana Izy, Ary Mbola Eo Foana Izy Hiaro Anao
Eo Foana Izy, Ary Mbola Eo Foana Izy Hitsinjo Anao
Ilay Fitiavany Anao Tsy Miova, Anio Mandrakizay Tsy Hiova
Famindraham-po, Fiadanam-po, Fitoniam-po
Tiany Hiainanao
RÉf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 54
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 28/04/2024 05:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753