Hitombo lalandava (AZARIA Groupe Artistique)

https://tononkira.serasera.org/hira/azaria-groupe-artistique/hitombo-lalandava-1

          
1) Hisaotra an'i Jehovah lalandava izahay
Ho eo am-bavavay mandrakariva ny fiderana Azy
Mendrika isaorana,isaorana mandrakizay
Jehovah no reharehanay, tsara Izy, tsara Izy

Réf: Hitombo lalandava ny fideranay fideranay
Satria tsapanay tokoa, fa tsara Ianao (tsara Ianao)
Ka nTsiky dia ampyy fanatenanay mandrakizay mandrakizay
Satro-boninahitra,fiainana maharitra ary fiainan-danitra

2) Fandresena vitany natolony ho anay
Fasana efa resiny ka santatra ho antsika zanany
k'indro efa levona, efa levona ny tahotra
Dradranay, eny ventesinay tsara Izy, tsara Izy.

Réf: Hitombo lalandava ny fideranay...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AZARIA Groupe Artistique
Mpamaky : 369
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Randjaandraina
Tamin'ny : 01/06/2018 20:32:39
ID : 10639

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo