KANY KANY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kaný kaný gnan'i aban'i Tsirohona
Sady kaný gnan'i aban'i Firohona
E trano avao gn'ambodin'e lakolosy e
Kenefa tkloaq e fo da lavitry an'iJesosy
Ref: Rombay aho Jesosy azafady ee!
Tsy hanadino gn'andro alahady e! jvifrn
Tsy hiasa amandrahara
Fa hamonjy e fivavaha
Hafa tokony e fengona ho ylnhx toay
Ndre izany tsy tokony ampalay E
Fengona marô da misy etoa tononkira.serasera.org
Angio e nama rô da mandrosoa
Mme BARITOA
2024
Sady kaný gnan'i aban'i Firohona
E trano avao gn'ambodin'e lakolosy e
Kenefa tkloaq e fo da lavitry an'iJesosy
Ref: Rombay aho Jesosy azafady ee!
Tsy hanadino gn'andro alahady e! jvifrn
Tsy hiasa amandrahara
Fa hamonjy e fivavaha
Hafa tokony e fengona ho ylnhx toay
Ndre izany tsy tokony ampalay E
Fengona marô da misy etoa tononkira.serasera.org
Angio e nama rô da mandrosoa
Mme BARITOA
2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 321
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 09/11/2024 18:31
