KANY KANY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kaný kaný gnan'i aban'i Tsirohona Sady kaný gnan'i aban'i Firohona
E trano avao gn'ambodin'e lakolosy e
Kenefa e fo da lavitry an'iJesosy
Ref: Rombay aho Jesosy azafady ee!
Tsy hanadino gn'andro alahady e!
Tsy hiasa amandrahara
Fa hamonjy e fivavaha
Hafa tokony e fengona ho toay
Ndre izany tsy tokony ampalay E
Fengona marô da misy etoa
Angio e nama rô da mandrosoa
Mme BARITOA
2024
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 82
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 09/11/2024 18:31