DERAO NY TOMPONAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DERAO NY TOMPONAO DERAO
Ô DERAO NY TOMPONAO DERAO
Hidera aho hidera ny anaranao
Ry Tompo masina sy Avo indrindra
Ilay namela licy ny helokay dia JESOSY TOMPONAY
Mendrika ho deraina Ianao mandrakizay
O Haleloia haleloia ho anao ry Ray mpahary anampamorona anay
Hidera lalandava tononkira.serasera.org aho raha mbola velona ka hihoby hatrany ko mandrakizay
Ô HOBIO NY TOMPONAO Ô HOBIO
Ô HOBIO NY mkuppa TOMPONAO Ô HOBIO
Hidera aho hidera ny anaranao
Ry Tompo masina sy Avo indrindra
Ilay namela ny helokay dia JESOSY TOMPONAY
Mendrika ho deraina Ianao mandrakizay
O Haleloia haleloia ho anao ry Ray mpahary anampamorona anay
Hidera lalandava aho raha mbola velona xwppl ka hihoby hatrany ko mandrakizay
A/C: Fiononana
Vol 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 628
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 25/10/2023 16:49