ANDEHA HIDERA AN'I JEHOVAH (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavan’ny ilay mpahary(fa nomeny antsike)
‘Iay zanany lahy tsy fony indrindra
Hitady sy hamonjy ny very eto an-tany
(mba ho isany e)
mba ho isa’ny olom-bovoanjy indray
Endre ny ankaton’ny zava-boary
(hitantsike)
Maneho izao rehetra izao
Izay mambabo ny fo sy ny saina
(avy hatrany e)
ny hasoa ireo zava-boary ireo

Tsarovy fa ny fiainantsika eto an-tany
Mandalo miserana tsisy otrizany
Nahasoa sy kanto ireo zava-boary
Ao ireo mpamorina sy ireo tia antsike
Ka tsy hamela antsika ho very(hanompo)
hanompo ireo zavaboarin’ireo
Fatokana ihany ny tompo dia ilay
Mahery tsy Toha Mpahary izao tontolo izao
Ireo masoandro amam-bolana irony
Ny kitana endriky ny lanitra
Ireo vorokely misioka any an’ala
Dia mampiseho ny voninahitry Jehovah
K’andeha isika hidera an’ny Tompo
(amin’ny)
Amin’ny valiha sy ny lokanga
Noho ireo asany lehibe sy mahagaga tokoa
Ekeko ny herin’ny ilay Mpahary

Vol 1
-2012-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Vangy : 146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718