ANDEHA HIDERA AN'I JEHOVAH (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavan’ny ilay rnvxs mpahary(fa nomeny antsike)
‘Iay zanany lahy tsy fony indrindra
Hitady tononkira.serasera.org fjgupyc sy hamonjy ny very eto an-tany
(mba ho isany e)
mba ho isa’ny olom-bovoanjy ewjfzuz indray
Endre ny ankaton’ny zava-boary
(hitantsike)
Maneho izao rehetra izao
Izay mambabo ny fo sy ny saina
(avy hatrany e)
ny hasoa ireo zava-boary ireo
Tsarovy fa ny fiainantsika eto an-tany
Mandalo miserana tsisy otrizany
Nahasoa sy kanto ireo zava-boary
Ao ireo mpamorina sy ireo tia antsike
Ka tsy hamela antsika ho very(hanompo)
hanompo ireo zavaboarin’ireo
Fatokana ihany ny tompo dia ilay
Mahery tsy Toha Mpahary izao tontolo izao
Ireo masoandro amam-bolana irony
Ny kitana endriky ny lanitra
Ireo vorokely misioka any an’ala
Dia mampiseho ny voninahitry Jehovah
K’andeha isika hidera an’ny Tompo
(amin’ny)
Amin’ny valiha sy ny lokanga
Noho ireo asany lehibe sy mahagaga tokoa
Ekeko ny herin’ny ilay Mpahary
Vol 1
-2012-
‘Iay zanany lahy tsy fony indrindra
Hitady tononkira.serasera.org fjgupyc sy hamonjy ny very eto an-tany
(mba ho isany e)
mba ho isa’ny olom-bovoanjy ewjfzuz indray
Endre ny ankaton’ny zava-boary
(hitantsike)
Maneho izao rehetra izao
Izay mambabo ny fo sy ny saina
(avy hatrany e)
ny hasoa ireo zava-boary ireo
Tsarovy fa ny fiainantsika eto an-tany
Mandalo miserana tsisy otrizany
Nahasoa sy kanto ireo zava-boary
Ao ireo mpamorina sy ireo tia antsike
Ka tsy hamela antsika ho very(hanompo)
hanompo ireo zavaboarin’ireo
Fatokana ihany ny tompo dia ilay
Mahery tsy Toha Mpahary izao tontolo izao
Ireo masoandro amam-bolana irony
Ny kitana endriky ny lanitra
Ireo vorokely misioka any an’ala
Dia mampiseho ny voninahitry Jehovah
K’andeha isika hidera an’ny Tompo
(amin’ny)
Amin’ny valiha sy ny lokanga
Noho ireo asany lehibe sy mahagaga tokoa
Ekeko ny herin’ny ilay Mpahary
Vol 1
-2012-
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 711
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 25/10/2023 16:41
