Hijoro ho sahy (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Ilay foko kely rdwvbi reraka sy osa
Efa tononkira.serasera.org trotrak'ireo ady izay miavosa
Jereo
Fa clpdbezl mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur :
Aza avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino epzi aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa manana Anao
Ilay foko kely rdwvbi reraka sy osa
Efa tononkira.serasera.org trotrak'ireo ady izay miavosa
Jereo
Fa clpdbezl mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur :
Aza avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino epzi aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa manana Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Visites : 327
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joantsa
Date : 12/08/2025 13:00
