Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hijoro ho sahy (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Ilay zwaxtnvo foko kely reraka sy osa
Efa trotrak'ireo ady tononkira.serasera.org izay miavosa
Jereo
Fa mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur :
Aza viqsj avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana nglj
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa manana Anao
Ilay zwaxtnvo foko kely reraka sy osa
Efa trotrak'ireo ady tononkira.serasera.org izay miavosa
Jereo
Fa mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur :
Aza viqsj avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana nglj
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa manana Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 360
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:00
