Viavy Rose (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Viavy rose eh Viavy tsara ah
Viavy tiako oh Tsy ambelako oh
Nankaiza anao mbarakaly
Tsy hitako Eieeh
Nankaiza anao mbarakaly
Tsy naharegny resaka nay lahaly
Mamalia koa ra viavy eh

2. Viavy rose eh Viavy tsara ah
Magnaja vady eh Mahakarakara
Fagniriako amintsika roa
Hiaraka Eieeh
Fagniriako aminao eh
Ho lasa vady an-tragno
Hiaradia aminao zaho rô

3. Viavy Rose eh
Tsy sarotiny eh
Mahatambitamby eh Tiako Izy eh
Kofa ankilan'i Viavy Rose eh
Eieeh
Kofa ankilan'i Viavy Rose
Ravoravo ny aigny eh
Karaha tsy ambony tany eh

Bridge : aiza viavy rose eh
Tiako loatra ianao oh
Aiza viavy rose eh
Izaho te hahita anao oh
Eba!

4. Viavy rose eh Viavy tsara ah
Viavy tiako oh Tsy ambelako oh
Nankaiza anao mbarakaly
Tsy hitako Eieeh
Nankaiza anao mbarakaly
Tsy naharegny resaka nay lahaly
Mamalia koa ra viavy eh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ariane
Vangy : 92
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/10/2024 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859