Tsisy mandeha ho azy (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao mifoha maraindraina,
Ravoravo ny saina
Fa mbola miaina, eka! Mbola miaina
Ny fo mitempo, atidoha miasa,
Lalan-dra mikoriana
Tena mahavariana, eka! Tena mahavariana
       Dia indro ianao mampirehitra afo sy matsaka rano o!
       Dia manisy sira, eka! Sy afaka mihira
       Isan’andro ianao dia any ampiasana
zwaeo       Sy an-tsekoly e!    Afa-mamboly e!    Sy miala voly tononkira.serasera.org e!!!!

Tsy mandeha ho azy e!
Tsisy mandeha ho azy
Fa ny mandeha ho azy e!
Tsy maintsy hivarina an-kady e!
Fa ny Tomponao, eka!
Ny Tomponao ô! Ny Tomponao ô!
No  miahy sy mamelona anao ô!

Anao tena matoky tena fa manan-karena a!
Be volamena, eka! Be volamena
Hanananao moa ny vola be, sanatria zany noana e!
Ka mandava-taona e! dia miliba foana
    Indrisy anefa fa indray mipi-maso
    Dia tsy hita intsony e!   Tsy hita intsony e!
    Fa tsy mitempo ny fony e!
    Mihevi-tena fa manana qtpsj ny ampy
    Ka adinodino ô!
    Tsy tsaroana intsony e!
   bklqhrg  Lay Andriamanitra ambony ee!

Derao, derao, derao ny Tomponao
Misaora Azy ianao

                                    A/C: Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655