Tsisy mandeha ho azy (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao mifoha maraindraina,
Ravoravo ny saina
Fa mbola miaina, eka! Mbola miaina
Ny fo mitempo, atidoha miasa,
Lalan-dra mikoriana
Tena mahavariana, eka! Tena mahavariana
Dia indro ianao mampirehitra afo sy matsaka rano tononkira.serasera.org o!
Dia manisy sira, eka! Sy afaka mihira
Isan’andro ianao dia any ampiasana
gzwlyym Sy an-tsekoly e! Afa-mamboly e! Sy miala voly e!!!!
Tsy mandeha ho azy e!
Tsisy mandeha ho azy
Fa ny mandeha ho azy e!
Tsy maintsy hivarina an-kady e!
Fa ny Tomponao, eka!
Ny Tomponao ô! Ny Tomponao ô!
No miahy sy mamelona anao ô!
Anao tena zxkukto matoky tena fa manan-karena a!
Be volamena, eka! Be volamena
Hanananao moa ny vola be, sanatria zany noana e!
Ka mandava-taona e! dia miliba foana
Indrisy anefa fa indray mipi-maso
Dia tsy hita intsony e! Tsy hita intsony e!
Fa tsy mitempo ny fony e!
Mihevi-tena fa manana ny ampy
Ka adinodino ô!
Tsy tsaroana intsony e!
Lay Andriamanitra ambony ee!
Derao, derao, derao ny Tomponao
Misaora ocjs Azy ianao
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Ravoravo ny saina
Fa mbola miaina, eka! Mbola miaina
Ny fo mitempo, atidoha miasa,
Lalan-dra mikoriana
Tena mahavariana, eka! Tena mahavariana
Dia indro ianao mampirehitra afo sy matsaka rano tononkira.serasera.org o!
Dia manisy sira, eka! Sy afaka mihira
Isan’andro ianao dia any ampiasana
gzwlyym Sy an-tsekoly e! Afa-mamboly e! Sy miala voly e!!!!
Tsy mandeha ho azy e!
Tsisy mandeha ho azy
Fa ny mandeha ho azy e!
Tsy maintsy hivarina an-kady e!
Fa ny Tomponao, eka!
Ny Tomponao ô! Ny Tomponao ô!
No miahy sy mamelona anao ô!
Anao tena zxkukto matoky tena fa manan-karena a!
Be volamena, eka! Be volamena
Hanananao moa ny vola be, sanatria zany noana e!
Ka mandava-taona e! dia miliba foana
Indrisy anefa fa indray mipi-maso
Dia tsy hita intsony e! Tsy hita intsony e!
Fa tsy mitempo ny fony e!
Mihevi-tena fa manana ny ampy
Ka adinodino ô!
Tsy tsaroana intsony e!
Lay Andriamanitra ambony ee!
Derao, derao, derao ny Tomponao
Misaora ocjs Azy ianao
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 209
Likes : 1 Like
Created by : 586b
Date : 01/02/2026 11:34
