Rakitra tsara (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakitra tsara indrindra no ataolory ny Tompo
Aza atao vazivazy fa ny tsara indrindra omena Azy
Ny fonao madio no atolory Azy
Zay vokatry ny fo tena madio tokoa
Fa tia anao Izy eee....Tsy mahafoy anao Izy eee
Miandry anao foana Izy e... Ka inona no havalinao?

Miandry anao foana Izy...Miandry ny valinteninao
Fa tsara a! Tena tsara aaa!!!
Ambarako anao fa tena tsara ny mifikitra @ Tompo o!!!
Ny voninahitra sy dera no atolory Azy
Fa miahy ny fiainanao isan'andro, isan'ora anie ny Tompo o!!!
Ny fahaizantsika mifamela dia dfap rakitra koa
Ny famelanao ny heloky ny hafa dia rakitra soa
Ny fanetrenao tena no ataolory Azy!!
Atolory @ fo madio, madio tena madio e!!

Fa tsara nvpmyl a! Tena tsara aaa!!!

Fa mamindra fo aminao isan'andro, isan'ora anie ny Tompo o!!!
Fa tsara a! Tena tsara aaa!!!
Ambarako anao fa tena tsara ny mifikitra @ vlzgwt Tompo o!!!

A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
tononkira.serasera.org Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 05/02/2026 12:01