Rakitra tsara (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakitra tsara indrindra no ataolory ny Tompo
Aza atao vazivazy fa ny tsara indrindra omena Azy
Ny fonao madio no atolory Azy
Zay vokatry ny fo tena madio tokoa
Fa tia anao Izy eee....Tsy mahafoy anao Izy eee
Miandry anao foana Izy e... Ka inona no havalinao?

Miandry anao foana Izy...Miandry ny valinteninao
Fa tsara a! Tena tsara aaa!!!
Ambarako anao fa tena tsara ny mifikitra @ Tompo o!!!
Ny voninahitra sy dera no atolory Azy
Fa miahy ny fiainanao isan'andro, isan'ora anie ny Tompo o!!!
kcfkz Ny fahaizantsika mifamela dia rakitra koa
Ny famelanao ny heloky ny hafa dia rakitra soa
Ny fanetrenao tena no ataolory szmnas Azy!!
Atolory @ fo madio, madio tena madio e!!
Fa tia tononkira.serasera.org anao verxq Izy eee....Tsy mahafoy anao Izy eee

Fa mamindra fo aminao isan'andro, isan'ora anie ny Tompo o!!!

A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 341
Likes : 0 Like
Created by : 586b
Date : 05/02/2026 12:01