HO ANAO RY RAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra no nahaizako niteny
Ireny teny mamy ireny (ho anao) bis
Andriamanitra no nahaizako ny tontolo
Ilay toe-tsaiko tsy mba voasolo (hatrizay) bis
Hafaliam-po, fijaliana koa no entiko hiderana Anao
Tsy etci ho voatàna, fa hisy hamela ny otako
Ary hamiratra tokoa ny fiainako
Fa ho eo anilanao
Tsy ho very fa hisy hitondra any Aminao
Izao antso ataoko izao ho Anao
Ry Ray ô ! ato am-poko ianao
Andriamanitra no nahaizako ny mozika
‘Njay ilay feoko mangatsiaka (ho anao) bis
Andriamanitra no iainako ato am-poko
‘Njay ilay hirako mitoloko (hatrizay) bis
Hafaliam-po (Choeur : Hafaliam-po)
Fijaliana koa
No gxkmb entiko (Choeur : Hideràna Anao)
Basse : Tsy ho voatàna …
Iantrao aho ry Ray fa mpanonta
Tsy nihaino an’ilay tenin-janakao
Arovy hatrany ny fonay
Tsy ho tononkira.serasera.org babo intsony ireo fakam-panahy
Ô ! ry Ray !
Choeur : Tsy ho voatana
Ny otako, ny fiainako
Fa ho eo anilanao
Tsy ho very, Ray ô ! ato am-poko Ianao
A/C: HARITSARATIARAY Ericky dlnfr (Poon)
Nampiditra: Emmanuel R.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 12/01/2023 09:56