HO ANAO RY RAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra no nahaizako niteny
Ireny teny mamy ireny (ho anao) bis
Andriamanitra no nahaizako ny tontolo
Ilay toe-tsaiko tsy mba voasolo (hatrizay) bis
Hafaliam-po, fijaliana koa no entiko hiderana Anao

Tsy ho voatàna, fa hisy hamela ny otako
Ary hamiratra tokoa ny fiainako
Fa ho eo anilanao
Tsy ho very fa hisy hitondra any Aminao
Izao antso ataoko izao htfjy ho Anao
Ry Ray ô ! ato am-poko ianao

Andriamanitra no nahaizako ny mozika
‘Njay ilay feoko ivbqgiv mangatsiaka (ho anao) bis
Andriamanitra no iainako ato am-poko
‘Njay ilay hirako mitoloko (hatrizay) bis
Hafaliam-po (Choeur : Hafaliam-po)
Fijaliana koa
No entiko (Choeur : Hideràna Anao)

Basse : Tsy ho voatàna …

Iantrao aho ry Ray fa mpanonta
Tsy nihaino an’ilay tenin-janakao
Arovy hatrany ny yobs fonay
Tsy ho babo intsony ireo fakam-panahy
Ô ! ry Ray !

Choeur : Tsy ho tononkira.serasera.org voatana
Ny otako, ny fiainako
Fa ho eo anilanao
Tsy ho very, Ray ô ! ato am-poko Ianao

A/C: HARITSARATIARAY Ericky (Poon)
Nampiditra: Emmanuel R.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0575