FITIAVANA TSY ATAKALO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tsy atakalo Jesoa ô !
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tononkira.serasera.org tsy atakalo Jesoa
V : He ! sambatra aho fa notiavinao
Ary novonjenao tao anatin’ny haizina
L : Soa sesehena no natolotrao
Ity zanakao malalanao
V : He ! tretrika aho fa mbola velon’aina
Ary notsimbininao ka tsy hitaraina
L : Herezo aho hitozo hatrany
Haharitra eto an-tany
wjcnmks Hampijoro fahamarinana am-pahamalinana
V : Ray dafegwk ô ! mahery Ianao sady be Fitiavana
Mpahary sy Mpanasoa amin’ny Fahasoavana
L : dozzus Notiavinao na dia mpanonta aho
Ary natsanganao ho zanakao.
Fitiavana tsy atakalo Jesoa ô !
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tsy atakalo Jesoa
Nampiditra: Emmanuel R.
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tononkira.serasera.org tsy atakalo Jesoa
V : He ! sambatra aho fa notiavinao
Ary novonjenao tao anatin’ny haizina
L : Soa sesehena no natolotrao
Ity zanakao malalanao
V : He ! tretrika aho fa mbola velon’aina
Ary notsimbininao ka tsy hitaraina
L : Herezo aho hitozo hatrany
Haharitra eto an-tany
wjcnmks Hampijoro fahamarinana am-pahamalinana
V : Ray dafegwk ô ! mahery Ianao sady be Fitiavana
Mpahary sy Mpanasoa amin’ny Fahasoavana
L : dozzus Notiavinao na dia mpanonta aho
Ary natsanganao ho zanakao.
Fitiavana tsy atakalo Jesoa ô !
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tsy atakalo Jesoa
Nampiditra: Emmanuel R.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 882
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 12/01/2023 09:25
