FITIAVANA TSY ATAKALO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tsy atakalo Jesoa ô !
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tsy atakalo Jesoa

V : He ! sambatra aho owauy fa notiavinao
Ary novonjenao tao anatin’ny haizina

L zisihe : Soa sesehena no natolotrao
Ity zanakao malalanao

V : He ! tretrika aho fa mbola velon’aina
Ary tononkira.serasera.org notsimbininao ka tsy hitaraina

L : Herezo aho hitozo hatrany
numi     Haharitra eto an-tany
                  Hampijoro fahamarinana am-pahamalinana

V : Ray ô ! mahery Ianao sady be Fitiavana
Mpahary sy Mpanasoa amin’ny Fahasoavana

L : Notiavinao na dia mpanonta aho
     Ary natsanganao ho zanakao.

Fitiavana tsy atakalo Jesoa ô !
Fitiavana avy amin’ny Ray e !
Nome(na) maimaim-poana Jesoa
Ô ! Fitiavana tsy atakalo Jesoa

Nampiditra: Emmanuel R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1362