Babonao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Babonao tanteraka aho) Bis
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Resinao aho, resinao
(Babonao tanteraka aho) Bis
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Manaiky Anao aho, manaiky Anao
1- Eny, ry Tompo
Fantatrao fa tena tiako Ianao
Tiako Ianao
Na dia tsy lafatra aza izany fitiavako
hrvxfw Tiako Ianao ry Tompo
Tiako Ianao e!
Ka raiso aho hanana anjara
Mba hiondana eo an-tratranao
2- Ka lazao ahy ry Tompo
Izay tianao ataoko
Mba hilazako fa Ianao dia tena olon-tiako e!
Ka na ho mamy na mangidy
N’inona n’inona holazainao
Lazao!
Lazao re ry Tompo
Fa efa dodona aho
3- kdnjqt Eny, ry Tompo
Avelao aho hitia mnob Anao
Hanompo Anao
Hankato ‘zay rehetra holazainao
Tiako Ianao ry Tompo
Tiako Ianao e!
Ka avelao aho
tononkira.serasera.org Tsy hanao afats’izay sitrakao
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Resinao aho, resinao
(Babonao tanteraka aho) Bis
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Manaiky Anao aho, manaiky Anao
1- Eny, ry Tompo
Fantatrao fa tena tiako Ianao
Tiako Ianao
Na dia tsy lafatra aza izany fitiavako
hrvxfw Tiako Ianao ry Tompo
Tiako Ianao e!
Ka raiso aho hanana anjara
Mba hiondana eo an-tratranao
2- Ka lazao ahy ry Tompo
Izay tianao ataoko
Mba hilazako fa Ianao dia tena olon-tiako e!
Ka na ho mamy na mangidy
N’inona n’inona holazainao
Lazao!
Lazao re ry Tompo
Fa efa dodona aho
3- kdnjqt Eny, ry Tompo
Avelao aho hitia mnob Anao
Hanompo Anao
Hankato ‘zay rehetra holazainao
Tiako Ianao ry Tompo
Tiako Ianao e!
Ka avelao aho
tononkira.serasera.org Tsy hanao afats’izay sitrakao
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 04/02/2026 09:18
