Babonao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Babonao tanteraka aho) Bis
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Resinao aho, resinao
(Babonao tanteraka aho) Bis
Ry Tompo be indrafo
Tia Anao aho
Manaiky Anao aho, manaiky Anao

     1-  Eny, ry Tompo
          Fantatrao fa tena tiako tononkira.serasera.org Ianao
          Tiako Ianao
          Na dia tsy lafatra aza izany fitiavako
          Tiako Ianao ry Tompo
         lblrz  Tiako Ianao e!
          Ka raiso aho hanana anjara
          Mba hiondana eo an-tratranao

2- Ka lazao ahy ry Tompo
Izay tianao ataoko
Mba hilazako fa Ianao dia tena olon-tiako e!
Ka na ho mamy na mangidy
N’inona n’inona holazainao
Lazao!
Lazao re ry Tompo
Fa efa dodona aho

     3-  Eny, ry Tompo
          Avelao aho hitia Anao
          Hanompo Anao
   baqxv        Hankato ‘zay rehetra holazainao
         desymaui  Tiako Ianao ry Tompo
          Tiako Ianao e!
          Ka avelao aho
          Tsy hanao afats’izay sitrakao

A/C: Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454