ANTSO HO ANAO IZAO (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vvbpegnv Tsy sanatria hoe filam-boninahitra no anaovako izao asa ataoko izao,
Fa asa fanompoana an’Andriamanitra Tsitoha sy iderako ny Anara-masiny
Fa Kristy mihitsy no naniraka ahy andeha hitsangana hampandre sy hitory hoe:
“Ilay fanjakan’Andriamanitra ho avy tokoa”, mba tsy ho diso anjara ianao!
1- uwhn Ny ora sy minitra anananao atokany mba hiderana Azy,
F’Izy anie efa ela no sasa-miandry anao, miandry anao hiverina Aminy,
Fa raha ianao no mifona: miaiky izay rehetra ota vitanao,
Lazaiko anao fa ianao: olom-baovao ianao manomboka izao!
2- N’inona hamafin’ny ady atrehinao na miaritra zava-marary aza
Izy tononkira.serasera.org Tompo no efa nilaza taminao: “izay rehetra te hanara-dia ahy:
Fahoriana, fijaliana no tsy maintsy aaouskh iaretany raha mbola ety”,
Fa ny ady izay atrehinao no hitondra anao amin’ny fandresenao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1309
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 30/12/2020 19:41