You are here: home > Tononkira > Anyah

Tsisy afa-tsy Ianao (Anyah)

Nandeha nivezivezy aho nitady zava-tsoa
Izay rehetra tazako nandramako avokoa
Izay rehetra hitako toa mankarary an-doha
Izay rehetra tazako dia toa mety lo
Ka tapa-kevitra aho f’Ianao no hiankinako

Satria ts’isy afa-tsy Ianao no afaka hifaly ahy
Satria ts’isy afa-tsy Ianao tononkira.serasera.orgno Tompoko (x2)

Ry Tompo atolotro anio ny fiainako ho Anao
Ka mba raiso sy ahitsio ry Jesoa anjakao
Fantatro fa Ianao Ilay tsy mba mandao
Arovy aho ho eo ambany elatrao
Fa tapa-kevitra aho ny hanaraka Anao

Satria ts’isy afa-tsy Ianao no afaka hifaly ahy
Satria ts’isy afa-tsy Ianao no Tompoko (x2)

Mpihira : Anyah
Mpamaky : 6521
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 30/03/2007 06:31:04
ID : 4328

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo