Ety ny vavahady (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))

1.Izay tianareo ,hataon'olona aminareo
Dia ataovy aminy kosa ,F'izany no lalana hoanao
Raha misy mampahory ,Reseo f'aza matory
Tazano ny lalan- tery, fa any tsy misy very

     Ref:Ety ny vavahady makany amin' ny fiainana
     Ka vitsy ny mahita azy satria tsy mety miaritra
      Lehibe ny vavahady makany amin'ny helo
      Ka maro no miditra ao ka mitTsiky dia ampyandrema avao
      Ka izao ! Zao no atao
      Ny vavahady hidiratsika dia amin'ny fiainana
      Faingiana tsika izao ,zarao re dia ampitao
      Jesosy no vavahady makany amin'ny
      fiainana

2.mizotra hoaiza ianao, dia hoaiza re ny safidinao
Mba saino ny andro hoavy, zay hialanao sasatra
Hivelatra aminao ny valiny natao
Tamana ny eto antany ve sa hoan'ny an-danitra any

Mpihira : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)
Mpamaky : 174
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Heltiana
Tamin'ny : 27/01/2022 20:33:45
ID : 13894

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo