Rongatry (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))

Rongatry ny olo
Mana Anao Jesosy mahery
Feno haravoa
Miteratera gne olo la mana Anao

         1. Gne raha raty nagninao
              Da navelan'i Jesosy tsy hoao e
             Gne fahotanao aby
              Nosasany tsy nisy dra raiky e

        2.Ino e raha mampavavy
           Mampavavy anaoTsiky dia ampy sa nama
          Gne raha manahira anao
           Da omeny la mino Azy ianao e

        3. D'am'i Jesosy rô aba
            D'am'i Jesosy avao rô endree
            Gne misy gne hasambara
            Sady tsara da vô karakara a

Mba avia, mba avia, ka miekany etsana
Jesosy, fa Jesosy, fa Jesosy hanome zay tadiavinao

Mpihira : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)
Mpamaky : 185
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Heltiana
Tamin'ny : 27/01/2022 20:33:58
ID : 13893

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo