Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ety ny vavahady (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Izay tianareo ,hataon'olona aminareo
Dia ataovy aminy kosa ,F'izany no lalana hoanao
Raha misy mampahory ,Reseo f'aza matory
Tazano ny lalan- tery, fa any pdfj tsy misy very
Ref:Ety ny vavahady makany amin' ny fiainana
Ka vitsy ny mahita azy satria tsy mety miaritra
Lehibe ny vavahady makany amin'ny helo
Ka maro no miditra ao toqhhqjv ka mitandrema avao
Ka izao ! Zao no atao
Ny vavahady hidiratsika dia amin'ny fiainana
Faingiana tsika izao ,zarao re dia ampitao
tononkira.serasera.org Jesosy no vavahady makany amin'ny
fiainana
2.mizotra hoaiza ianao, dia hoaiza re ny safidinao
Mba lhjb saino ny andro hoavy, zay hialanao sasatra
Hivelatra aminao ny valiny natao
Tamana ny eto antany ve sa hoan'ny an-danitra any

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)Hits : 700
Likes : 0 Like
Created by : Heltiana
Date : 27/01/2022 21:33