Mifona (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))

https://tononkira.serasera.org/hira/antsanny-mino-ani-kristy-soanatao-amikri/mifona

Mifona aho Jesosy ô (mifona Aminao)
Mifona aho Jesosy ô
Fa diso taminao (a...a o)
Tsy mendrika ny hiantso ( a..a)
Ny anaranao( ity aho Jesô)
Ity aho Jesosy ô
Mba raiso aho Jesosy ô ( raiso aho Jesô)
Mba ho Anao fa
Fa hody aminao aho (o..o)
Jesosy sakaizako ( Jesô sakaizako)

Réf   Matoky aho Jesosy, matoky Anao tokoa
         Fa mbola handray zao fifonaTsiky dia ampyko izao
         Ekeko fa tsy mandao ahy Ianao Tompo ô
         Inty aho Jesosy Ka anjakao

Iantrao aho Jesosy ô ( iantrao aho Jesô)
Iantrao aho Jesosy ô
Fa tena resinao ( a...a o)
F'ianao 'rery ihany Jesosy ô ( a..a)
Ray be indrafo ( bé indrafo)
Soloy fo madio
Zay rehetra tsy Anao (Zay tsy Anao)
Mbola ato amiko fa
F'anio aho Jesosy ô (o..o)
Hanaiky izay irakao ( Zay irakirakao)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)
Mpamaky : 131
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Heltiana
Tamin'ny : 07/04/2021 20:17:10
ID : 13422

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo