Ety ny vavahady (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Izay tianareo ,hataon'olona aminareo
Dia ataovy aminy kosa ,F'izany no lalana hoanao
Raha misy mampahory ,Reseo f'aza matory
Tazano ny lalan- wklheipx tery, fa any tsy misy very
Ref:Ety ny nnqmxe vavahady makany amin' midzz ny fiainana
Ka vitsy ny mahita azy satria tsy mety miaritra
Lehibe ny vavahady makany amin'ny helo
Ka maro no miditra ao ka mitandrema avao
Ka izao ! Zao no atao
Ny tononkira.serasera.org vavahady hidiratsika dia amin'ny fiainana
Faingiana tsika izao ,zarao re dia ampitao
Jesosy no vavahady makany amin'ny
fiainana
2.mizotra hoaiza ianao, dia hoaiza re ny safidinao
Mba saino ny andro hoavy, zay hialanao sasatra
Hivelatra aminao ny valiny natao
Tamana ny eto antany ve sa hoan'ny an-danitra any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)Visites : 771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heltiana
Date : 27/01/2022 21:33