Ny Fahasoavanao (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))

Ref:
Asa angamba raha tsy teo ny fahasoavanao
Tsy toy izao zahay, very izahay
Na maraina na hariva anehoanao
Zany fahasoavanao Jesosy Ô!

1)Ampy anay Jesosy ô! Ny fahasoavanao
Zay iainanay izao!
Tsy mba mety ritra ,fa maha toy izao anay
Miboiboika hatrany,fa tsy mba mety lany

                Ref, Ka itononkira.serasera.orgsaorana ny anaranao
                        Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao

2) Izahay Jesosy ô! Dia ambany fahasoavanao
Ary lasa olom-baovao
Tianao zahay hiadana aminao
Eny hoy izahay,tsy handa izay tianao

                Ref, kay isaoranay ny anaranao
                        Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao

Mpihira : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)
Mpamaky : 217
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Heltiana
Tamin'ny : 26/02/2021 20:19:21
ID : 13354

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo