Sarobidy (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ebilm o! tsy takatry ny saiko
ny fiainako tononkira.serasera.org izay misy anao
izay zavatra rehetra ilaiko
indro nomenao ho ahy tsotra izao
Foana hatreo ny ahiahim-poko
hazavana no indro nivoha
noho ianao tsy misy ny roat toloko
faly ny saina, mirana yqjuiw ny fo
ref: SAROBIDY loatra re ry Tompo
ny andro sy fotoana omenao ho ahy
saingy indrisy fa mbola tsy foiko
mba ho akany ny tokan'ny fanahy
e! izao sy ny amiko rehetra
nakamamy izao tontolo izao
ny fitiavanao tsy manam-petra
no iangaviako ho ahy raha sitrakao
Ampianaro aho mba hahalala
izay tena sitrakao ry Ray
ka hijoro tsy hisalasala
ho irakao ho vonona sy sahy
AKAFA AMBATOLAMPY
a/c : Samson Rakotoarivelo vol 1
ny fiainako tononkira.serasera.org izay misy anao
izay zavatra rehetra ilaiko
indro nomenao ho ahy tsotra izao
Foana hatreo ny ahiahim-poko
hazavana no indro nivoha
noho ianao tsy misy ny roat toloko
faly ny saina, mirana yqjuiw ny fo
ref: SAROBIDY loatra re ry Tompo
ny andro sy fotoana omenao ho ahy
saingy indrisy fa mbola tsy foiko
mba ho akany ny tokan'ny fanahy
e! izao sy ny amiko rehetra
nakamamy izao tontolo izao
ny fitiavanao tsy manam-petra
no iangaviako ho ahy raha sitrakao
Ampianaro aho mba hahalala
izay tena sitrakao ry Ray
ka hijoro tsy hisalasala
ho irakao ho vonona sy sahy
AKAFA AMBATOLAMPY
a/c : Samson Rakotoarivelo vol 1
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 1808
Likes : 1 Like
Created by : antsakarmela
Date : 28/01/2017 09:56
