DERAO, DERAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

DERAO, derao Jesoa , hobio sy ankalazao
Fa mendrika ho deraina e , ilay Mpamonjy tsitoha.
Famonjena ho ahy, famonjena ho anao.
Ilay natolony , ka izaho sy ianao
Samy ho voavonjy avokoa ,
Fa lay rany soa , hanadio tokoa ho an'ny olona
Niova fo.
Ref: mitsangana , mandehana
Torii ka hambarao,
Fa miandry ilay matononkira.serasera.orgnana
Nampanantenaina, ho ahy sy ho anao
Izy Tompo no miteny handray ireo izay Madio.
Madio tamin'ny ran'i Kristy

Derao,derao Jesoa, hobio sy ankalazao
Dia ilazao sy ambarao, izao tontolo izao
Mbola miandry anie, ilay Jesoa be fitia.
Miala nenina, amiko sy ianao.
MBA tsy hisy ho very fa samy handova
Ilay fiainana iray ilay mandrakizay.

Hevitra mandeha

antsanny (19/01/2018 09:42:38)

Mankasitraka e

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Mpamaky : 448
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : antsanny
Tamin'ny : 19/01/2018 09:43:15
ID : 10287

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo