DERAO, DERAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DERAO, derao Jesoa , hobio sy ankalazao
Fa mendrika ho deraina e , ilay Mpamonjy tsitoha.
Famonjena ho ahy, famonjena ho anao.
Ilay natolony , ka izaho sy ianao bqbwxw
Samy ho voavonjy avokoa ,
Fa lay rany soa , hanadio kpzcnhem tokoa ho an'ny olona
Niova fo.
Ref: mitsangana , mandehana
Torii ka hambarao,
Fa miandry ilay manana
Nampanantenaina, ho ahy sy ho anao
Izy Tompo no lmiebsl miteny handray ireo izay Madio.
Madio tamin'ny ran'i Kristy
Derao,derao Jesoa, hobio sy ankalazao
Dia ilazao sy ambarao, izao tontolo izao
Mbola miandry anie, tononkira.serasera.org ilay Jesoa be fitia.
Miala nenina, amiko sy ianao.
MBA tsy hisy ho very fa samy handova
Ilay fiainana iray ilay mandrakizay.

--------
Link:
About this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 1665
Likes : 0 Like
Created by : antsanny
Date : 19/01/2018 09:43