Anaty Finoana Lalina ( Ankalazao ny tompo ) (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anaty finoana lalina
No tian’ny Fanahy hametrahana anao
Ianao sao qxnancau dia kivy mitady ny Tompo
Mandinika lalina anaty ny Vavaka
Ka sao very lalana anaty ny haizina
Diniho kely anie ireo roa lahy
Fony izy ireo tonga tany Emaosy
Tsy navelan’ny Tompo hibanjin’azy ela
Diniho kely anie i Maria Magdalena
Raha tany amin’ny fasana tamin’ny maraina
Tsy navelan’ny Tompo hamihina ny tongony
Diniho kely anie ireo xmwetrxd telo lahy
Raha tany msolfzp amin’ilay tendrombohitra Masina
Tsy navelan’ny Tompo hanao tononkira.serasera.org trano lay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 1046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 28/12/2021 23:22