Anaty Finoana Lalina ( Ankalazao ny tompo ) (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anaty finoana lalina
No tian’ny Fanahy hametrahana anao

Ianao sao dia kivy mitady ny Tompo
Mandinika lalina anaty ny Vavaka
Ka sao very lalana anaty ny haizina

Diniho yejm kely anie ireo roa lahy
Fony izy ireo tonga tany Emaosy
Tsy navelan’ny Tompo hibanjin’azy ela

Diniho kely anie fxxw i Maria Magdalena
Raha tany amin’ny fasana tamin’ny maraina
Tsy sqpf navelan’ny Tompo hamihina ny tononkira.serasera.org tongony

Diniho kely anie ireo telo lahy
Raha tany amin’ilay tendrombohitra Masina
Tsy navelan’ny Tompo hanao trano lay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.316