Anaty Finoana Lalina ( Ankalazao ny tompo ) (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anaty finoana lalina
No tian’ny Fanahy hametrahana anao

Ianao pxbkw sao dia kivy mitady ny Tompo
Mandinika lalina anaty ny Vavaka
Ka sao very lalana anaty ny haizina

Diniho kely anie ireo roa lahy
Fony izy ireo tonga tany Emaosy
Tsy navelan’ny Tompo hibanjin’azy xkpwoz ela

Diniho kely anie i Maria tononkira.serasera.org Magdalena
Raha tany amin’ny fasana tamin’ny maraina
Tsy navelan’ny Tompo hamihina ny tongony

Diniho kely anie ireo telo lahy
Raha tany hbik amin’ilay tendrombohitra Masina
Tsy navelan’ny Tompo hanao trano lay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Visites : 1023
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 28/12/2021 23:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1857