Angatahiko Aminao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, tononkira.serasera.org hany angatahiko Aminao
Omeo ahy ydabtxs fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy

1- N'inona kzfyzk olana misy ety
Fijaliana na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana

Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao

Tompo o, oohid hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy

2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay

Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao

T/F : Rabearivelo Mamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8478