EKEKO TOMPO O! (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa henonao ve? ity antso, miangavy mafy hoe: Ô i za? iza no ho irako?
Ndeha hiaraka hanandratra ny feo,
Hamaly tsotra hoe:
Ref: Ekeko Tompo ô Ity antso miantefa ao am-po
Ka indro vonona aho, hanao ny sitrakao, Hanao ny asanao.
Faingana Jeso ô Mitoera ato am-poko Ianao
De ho fahazavana , fanoitra sy fitana,
Ho an’izao tontolo izao.
A/C: Ando
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Visites : 1749
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : s.aina
Date : 29/05/2015 00:14