Midera anao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao aho
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
mgyytui Mitsaoka anao aho
Mihoby ny Hasinao
akme luygs Tompo be Famindram-po
Inty aho Tompo hanohy ny asanao
Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tononkira.serasera.org tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky ny herinao
21 Janvier 2017
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
mgyytui Mitsaoka anao aho
Mihoby ny Hasinao
akme luygs Tompo be Famindram-po
Inty aho Tompo hanohy ny asanao
Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tononkira.serasera.org tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky ny herinao
21 Janvier 2017
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 1286
Likes : 1 Like
Created by : Tsiorihasinavalona
Date : 09/12/2019 15:26
