Homba an-tsika ny fiadanana (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao rnyf amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
Nahoana no hifandrafy? (Fa nahoana re?)
Nahoana no hifampiolon' olona? (Eny ho aho e!)
Mifandefera, ndeha re hiavana
Fa izay no didim-pitiavana
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' tononkira.serasera.org Andriamanitra
F'izay mitambatra ho vato (Koa Ndeha vxpofgb re)
Koa andeha lfdb hiara-dalana (Eny ho aho e!)
Hifandray tanana, hizara fitiavana
Dia ho sambatra ao amin'ny Kristy
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
KA HOMBA AN-TSIKA NY FIADANANA
Antsan'i Fenomanana
Août 2024

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 1708
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:42