Ianao Maria (ANTSA MIDERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Maria 'lay reny sambatra any an-danitra
Renin'i Jesoa no sady reninay koa
Ny fiainanao tety dia tsotra sady niavaka
O! ihacz Maria, mmmh ny fiainanao, alainay tahaka.
Fiverenana :
Fa Reny tsara ianao
Reny soa ianao
Reny masina, Masina Maria.
Ianao Maria 'lay reny masina any an-danitra
Reny voafidy no sady feno tononkira.serasera.org hasoavana
Ny finoanao tety nasehonao duazqw tam-pitiavana
O! lpjahb Maria mmmh, ny finoanao alaina tahaka.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSA MIDERAVangy : 1911
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : peter2015
Daty : 21/09/2017 09:30