Ianao Maria (ANTSA MIDERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Maria 'lay reny sambatra any an-danitra
Renin'i Jesoa no sady bdibcpsp tononkira.serasera.org reninay koa
Ny fiainanao tety dia tsotra sady niavaka
O! Maria, mmmh ny fiainanao, alainay tahaka.
Fiverenana :
Fa Reny tsara ianao
Reny soa ianao
Reny masina, Masina Maria.
Ianao Maria 'lay reny masina any bpwcry an-danitra
Reny voafidy ztitjmmb no sady feno hasoavana
Ny finoanao tety nasehonao tam-pitiavana
O! Maria mmmh, ny finoanao alaina tahaka.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSA MIDERAHits : 1955
Likes : 1 Like
Created by : peter2015
Date : 21/09/2017 09:30