TROTRAKA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trotraky ny hadalana nangeja ahy
Trotraky ny hajambana hatram’ izay
Voafitaky ny rendrarendra sy tara fanoloran-tena
Nanompo anaram-piangonana
Trotraka ny renireny anilan’ny soa
Trotraka nanenjika ahy ’reo zava-tsoa
Noheveriko fa maha-tsara ny rendran-tany izay nambara
Ka mba nitaoman’ireo namako aho
Trotraka, reraka aho
Saingy tsisy mahasolo
Vonona hiverina aho raha raisin’i Jesosy Soa
Ndeha isika hifandray tanana
Aoka izay ireo sandim-pihavanana fo madio no entina hanompo azy
Tsy trotraka ny hijaly mafy ho anao sy ho ahy
Tsy trotraky nisolo vaika ny helokay
Satria tokoa, hoy Ianao, ny djrjbil zanako sy ny asa- tanako
Dia aoka ho adidiko anie
Tsy trotraky ny hanamafy fitiavana
Tsy trotraky ny hanambara ny hatsarany
Ny fiainana an-danitra any, ho lova soan’izay tia Azy
Sy izay manaja koa ny didiny
O ry mpino namako o mba mifohaza izao
Miandry antsika an-tanan-droa ilay Jeso Fitiavana
jalt Tsy sasatra manambitamby anao
Mila fihavanana avy Aminao
Fa izaho sy ianao mamilafila azy
Fiainan-tsambatra ao tananany
Ho an’ireo izay mety ho eo an-dalany
tononkira.serasera.org ’zao sy ianao no mampiandry Azy
rimgc Saingy izaho sy ianao no te-hampiandry Azy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 8314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onitiana79
Daty : 19/10/2006 15:33